bni-services-compte-bar

Kaonty, tahiry, petra-bola ary banky an-davitra

Tout pour bien gérer, et faire fructifier votre argent.

credit

Famatsiam-bola atolotray

Ireo rehetra hanatanterahana ny nofinofinao sy tetikasanao

services-assu-icon

Ny tolotra Banky-Antoka anay

Miaina am-pilaminana, BNI MADAGASIKARA no miantoka izay zava-dehibe aminao

services-carte-icon

Karatra

Mandeha alavitra,mandoa vola,miaina tsy misy fefy

VISA  LOKANGA
Karatra

LOKANGA

Ny karatrao amin’ny andavanandro

Fampiasana :

Karatra VISA ampiasaina manerana an’i Madagasikara, mifandray amin’ny kaonty fametraham-bola anao ary tafiditra ao anatin’ny fonosana ireto : Tongasoa, Mahasoa, Valisoa, na Mpiasam-panjakana.

Fetra :

Azo alaina :

  • 1 200 000 MGA/andro
  • 3 600 000 MGA/herinandro

 

Azo andoavana :

  • 1 200 000 MGA/andro
  • 5 000 000 MGA/herinandro

Ny azo atao amin'ny karatra :
  • Fijerena toe-bola
  • Fangalana vola sy fandoavana amin'ny tambajotra VISA eto an-toerana
  • Fandefasam-bola avy amin’ny kaonty iray ho any amin’ny kaonty iray
  • Fanontana ny lisitra fohy amin'ny hetsiky ny kaonty 
     
Carte HARMONIA
Karatra

HARMONIA

Ny karatra VISA-nao, eto an-toerana na any ivelany

Fampiasana :

Karatra VISA iraisam-pirenena, mifandray amin’ny kaonty fametrahanao vola, tafiditra ao anatin’ny Pack VATOSOA, hanampy anao amin’ny fandoavanao maneran-tany.
Afaka vidiana ivelan'ny Pack 

Fetra azo alaina :

Azo alaina :

  • 10 000 000 MGA/andro
  • 50 000 000 MGA/herinandro

 

Azo andoavana :

  • 10 000 000 MGA/andro
  • 50 000 000 MGA/herinandro

Ny azo atao amin'ny karatra :
  • Fijerena toe-bola
  • Fangalana vola sy fandoavana
  • Fandefasam-bola avy amin’ny kaonty iray ho any amin’ny kaonty iray
  • Fanontana ny lisitra fohy amin'ny hetsiky ny kaonty 
VISA  PREMIER
Karatra

PREMIER

Ny karatra VISA-nao iraisam-pirenena

Fampiasana :

Karatra VISA iraisam-pirenena, mifandray amin’ny kaonty fametrahana vola, ho an’ny fandoavana tsy voafetra .

Fetra azo alaina :

Azo alaina :

  • 5 000 000 MGA/andro
  • 20 000 000 MGA/herinandro

 

Azo andoavana :

  • 5 000 000 MGA/andro
  • 20 000 000 MGA/herinandro

Ny azo atao amin'ny karatra :
  • Fijerena toe-bola
  • Fangalana vola sy fandoavana
  • Fandefasam-bola avy amin’ny kaonty iray ho any amin’ny kaonty iray
  • Fanontana ny lisitra fohy amin'ny hetsiky ny kaonty
Mastercard Standard
Karatra

Mastercard Standard

Ho an’ny fangalanao vola, fandoavanao, eto an-toerana na any ivelany

Fampiasana :

Karatra Mastercard azo ampiasaina manerana an’i Madagasikara sy any ivelany, mifandray amin’ny kaonty fametrahana vola na kaonty fitehirizana, ao anatin’ny Packs KAONTY SOA MC, TONGASOA MC sy MAHASOA MC.

Fetra azo alaina :

Azo alaina :

  • 1 200 000 MGA/andro
  • 3 600 000 MGA/herinandro

 

Azo andoavana :

  • 1 200 000 MGA/andro
  • 3 600 000 MGA/herinandro

Ny azo atao amin'ny karatra :
  • Fijerena toe-bola
  • Fangalana vola sy fandoavana amin’ny tambajotra Mastercard eto an-toerana sy any ivelany
  • Fandoavana amin’ny Internet (3D Secure)
  • Fandefasam-bola avy amin’ny kaonty iray ho any amin’ny kaonty iray
  • Fanontana ny lisitra fohy amin'ny hetsiky ny kaonty 
     
Mastercard Platinum
Karatra

Mastercard Platinum

Karatra avo lenta ho an’ireo tetikasa lehibe ataonao.

Fampiasana :
  • Fandoavana sy fangalana vola amin’ny tambajotra Mastercard manerana an’i Madagasikara sy any ivelany
  • Mifandray amin'ny kaonty fametrahana vola sy/na kaonty Tahiry mifamatotra amin’ny kaonty fametrahana vola
  • Mifandray amin'ny Pack VATOSOA 
  • Afaka vidiana ivelan'ny Pack 

Fetra azo alaina :

Azo alaina :

  • 10 000 000 MGA/andro
  • 50 000 000 MGA/herinandro

 

Azo andoavana :

  • 10 000 000 MGA/andro
  • 50 000 000 MGA/herinandro

Ny azo atao amin'ny karatra :
  • Fijerena toe-bola
  • Fangalana vola sy fandoavana amin’ny tambajotra Mastercard eto an-toerana sy any ivelany
  • Fandoavana amin’ny Internet (3D Secure)
  • Fandefasam-bola avy amin’ny kaonty iray ho any amin’ny kaonty iray
  • Fanontana ny lisitra fohy amin'ny hetsiky ny kaonty 

Fiantohana :

Fiantohana amin’ny fividianana

 Mastercard World
Karatra

Mastercard World

Mandehana lavitra, mandoava amin’ny fomba mora, ary aoka ho voaaro : miaraka aminao manerana izao tontolo izao

Fampiasana :
  • Karatra fandoavana sy fangalana vola amin’ny tambajotra Mastercard manerana an’i Madagasikara sy any ivelany
  • Mifandray amin'ny kaonty fametrahana vola

Fetra azo alaina :

Azo alaina :

  • 10 000 000 MGA/andro
  • 50 000 000 MGA/herinandro

 

Azo andoavana :

  • 10 000 000 MGA/andro
  • 50 000 000 MGA/herinandro

Ny azo atao amin'ny karatra :
  • Fijerena toe-bola
  • Fangalana vola sy fandoavana amin’ny tambajotra Mastercard eto an-toerana sy any ivelany
  • Fandoavana amin’ny Internet (3D Secure)
  • Fandefasam-bola avy amin’ny kaonty iray ho any amin’ny kaonty iray
  • Fanontana ny lisitra fohy amin'ny hetsiky ny kaonty 

Fiantohana
  • Fiantohana :
    • Amin'ny loza mandritra ny dia
    • Ara-pitsaboana mandritra ny dia
  • Fiarovana amin’ny fividianana 

Mitadiava masoivoho na GAB