Vahaolana manokana hampandroso ny fandraharanao

Image de fonds carte 1 DPME KRED
KRED

KRED

Tolotra natao ho anareo , Mpandraharaha, Mpiasa-tena ary Mpandraharaha madinika

Image de fonds carte 2| DPME BAQ
Compte

Tolotra fototra ara-bola sy vahaolana ho an’ny tahiry

Ny zava-drehetra ilaina hitantanana sy hampitomboana ny volanao

Image de fonds carte 3 DPME| Financement
financement PME

Famatsiam-bola ho an'ny fandraharanao

Famatsiam-bola natao hampandrosoana ny fandraharanao 

 Outils Digitaux  et opérations internationales
Outils Digitaux

Fitaovana nomerika sy fifanakalozana iraisam-pirenena

Vahaolana nomerika hitantanana ny fidirana sy fivoahan’ny vola ary hanitarana ny fifanakalozana

Tongasoa eto amin’ny WEB-BANKING CORPORATE

Ny kaontinao sy ny tolotra rehetra ao an-toerana iray.
Tsotra, haingana ary azo antoka.

Sehatra iray hianarana, hahazoana vaovao ary handrosoana

Mpiara miasa akaikin'ny mpandraharaha

Torohevitra 4 hanamorana ny famerenam-bola

Mametraha vola dia mahazoa tombony: ampiasao ny petra-bola ho an'ny fandraharanao

Toerana hanandratana sy hanovaozana ny fahaiza-manaon'ny tsirairay

Manao fifantenana , manofana sy manandratra ireo olona mahay sy mazoto izahay.
Miditra ao amin’ny BNI MADAGASCAR dia midika hoe misafidy orinasa manome lanja ny fahaiza-manao sy ny fandrosoan'ny tsirairay

Ireo maha anay anay

Ny tantaranay

Ny andraikitra ara-tsosialy

Ny soatoavinay

Mitadiava masoivoho na GAB