KRED

KRED

Tolotra natao ho anareo , Mpandraharaha, Mpiasa-tena ary Mpandraharaha madinika

Compte

Tolotra fototra ara-bola sy vahaolana ho an’ny tahiry

Ny zava-drehetra ilaina hitantanana sy hampitomboana ny volanao

PCM

Famatsiam-bola ho an'ny fandraharanao

Famatsiam-bola natao hampandrosoana ny fandraharanao 

Trade Finance picto

Fitaovana nomerika sy fifanakalozana iraisam-pirenena

Vahaolana nomerika hitantanana ny fidirana sy fivoahan’ny vola ary hanitarana ny fifanakalozana
 

Image de fonds Focus solution Eparne et placement/ MITSIRY
Tahiry

MITSIRY

Tolotra tahiry novokarina ho an'ireo PME 

Tahiry mitombo

Tahiry mitombo tsikelikely miaraka amin’ny zana-bola ambony sy mahafa-po.

Tahan'ny zana-bola

mihavao isaky ny 3 volana

Tsy misy sarany

fitantanana kaonty.

Image de fonds Epargne Plus/PME/S2/C1/P4
Tahiry

Épargne PLUS

Kaonty iray hanaovana tahiry sy hampitombo ny volanao

Petra-bola voalohany ilaina :

25 000 MGA
 

Toe-bola farany ambany takiana :

25 000 MGA

Tsy misy sarany fitantanana kaonty.
DAT/DPME(S2/C1/P2)
Petra-bola

DÉPÔT À TERME

Apetraho mandritra ny 12 volana ny volanao, ary fidio ny fotoana hakàna ny zanabola.

Petra-bola voalohany ilaina :

2 000 000 MGA

Fotoana :

Petra-bola mihidy mandritry ny 12 volana azo havaozina, mba hampitombo ny tombony ho anao

Mampiavaka azy :

Avaka mahazo vola mialoha ny mpanjifa

Image de fonds PME/Carte 2/Bon de caisse
Petra-bola

BON DE CAISSE

Apetraho mandritra ny 12 volana ny volanao, ary fidio ny fotoana hakàna ny zanabola.

Petra-bola voalohany :

2 000 000 MGA

Fotoana :

Petra-bola mihidy mandritry ny 12 volana azo havaozina, mba hampitombo ny tombony ho anao

Ny tompom-bola dia afaka :
  • Maka ny zanabola avy hatrany amin’ny fisoratana anarana
  • Na mampitambatra izany amin’ny renivola amin’ny fahataperana (zanabola voakapitaly)

Mitadiava masoivoho na GAB