Compte

Kaonty

Ho an’ny fitantanana mazava ny fandehanan’ny volanao.

Carte

Karatra

Fangalana vola sy fividianana, filana rehefa mivezivezy

PCM

Fandoavana sy Fitantanana Vola

Ho an’ny fitantanana sy fiarovana ny fivezivezin'ny vola.

 

Placement Entreprise

Petra-bola

Ho fampitomboana azo antoka ny volanao mipetraka 

WEB BANKING ENTREPRISE (INSTIT S3P1)
WEB BANKING ENTREPRISE

BNI CASHNET

Ny bankinao ampitain-davitra 

Ireo azo atao aminy :
  • Fandefasam-bola eto an-toerana sy any ivelany
  • Fangalana vola amin'ny kaonty BNI samy BNI
  • Fijerena toe-bola, sy famoahana ny taratasy mirakitra ny hetsiky ny kaonty 

Ny mampiavaka azy :
  • Safidy Host to host (SFTP-Banky) : Fandraisana mandeha ho azy ny vola nalefa amin'ny alàlan'ny SFTP
  • Safidy  PSR ARA : Fanarahana ny fandefasam-bola mandrapahatongany any amin'ny mpandray azy
  • Manambatra orinasa maro, kaonty, vola vahiny

Fahaleovantena feno amin’ny fampiasana azy
  • Fandefasam-bola haingana: 24 Ora raha Ariary, 48 Ora raha vola vahiny
  • Fandrindrana ny mpandray vola am-pahaleovan-tena
  • Misy Application amin'ny finday ihany koa 
WEB BANKING ENTREPRISE : BNI CASHNET (INSTIT S3P1)
E-COMMERCE

BNI P@Y Classique

Vahaolana E-commerce ho an’ny fandoavana anaty aterineto

Ireo azo atao aminy :
  • Fandraisana fandoavana amin’ny karatra  VISA / MASTERCARD (eto an-toerana sy iraisam-pirenena)
  • Fandoavam-bola amin'ny Ariary, Euro
  • 48 ora (amin'ny andro fiasana) monja dia   dia tonga ao amin'ny kaonty ny vola . 

Natao ho an’iza ?

Ho an’ireo mpanjifa efa manana tranonkala fivarotana na Application amin'ny finday 

Ny mampiavaka avy:
  • Relevés feno sy mazava ho an’ny fampitahana ataonao
  • Fanarahana an-davitra ireo fandoavana ataonao
  • Fandoavam-bola: tokana, miverimberina, na tsikelikely
E-COMMERCE BNI PAY WEB
E-COMMERCE

BNI P@Y WEB

Vahaolana  E-commerce fandoavana an-tserasera anaty aterineto, tsy mila tranonkala.

Ireo azo atao aminy :
  • Fandraisana fandoavana amin’ny karatra  VISA / MASTERCARD (eto an-toerana sy iraisam-pirenena)
  • Fandoavam-bola amin'ny Ariary, Euro, USD
  • 48 ora (amin'ny andro fiasana) monja dia   dia tonga tonga ao amin'ny kaonty ny vola aorian'ny télécollecte. 

Toetra manokana :
  • Ho an’ireo mpanjifa tsy manana tranonkala fivarotana
  • Mampiasa ny tranonkalan'ny BNI hahazoana rohy fandoavana

Ny mampiavaka avy :
  • Relevés feno sy mazava ho an’ny fampitahana ataonao
  • Fanarahana an-davitra ireo fandoavana ataonao
  • Fandoavam-bola: tokana, miverimberina, na tsikelikely
TPE
E-COMMERCE : Terminal de Paiement Electronique

TPE

Fitaovana fandraisana vola amin'ny carte , ho an’ny mpivarotra, orinasa, fikambanana
 

Ireo azo atao aminy :

Fandoavam-bola amin’ny karatra  VISA / MASTERCARD (eto an-toerana sy iraisam-pirenena)

 

Tombony :
  • Relevé feno sy mazava ho an’ny fampitahana ataonao
  • Manaiky ireo tambajotra fandoavam-bola lehibe indrindra eto an-toerana sy iraisam-pirenena : VISA / MASTERCARD


     

Fampihenana ny fandoavana amin’ny vola mivantana (cash) Fandoavana azo antoka

Mitadiava masoivoho na GAB