Ho an’ny fitantanana mazava ny fandehanan’ny volanao.
Fangalana vola sy fividianana, filana rehefa mivezivezy
Ho an’ny fitantanana sy fiarovana ny fivezivezin'ny vola.
Ho fampitomboana azo antoka ny volanao mipetraka
Apetraho mandritra ny 12 volana ny volanao, ary fidio ny fotoana hakàna ny zanabola.
2 000 000 MGA
Manomboka amin’ny 1 ka hatramin’ny 12 volana, azo havaozina, mba hampitombo ny tombony ho anao.
*Raha ilaina dia afaka mangataka avance ianao.
Manatona ny mpitantana ny kaontinao.
Avaka mahazo vola mialoha ny mpanjifa
Tahiry malefaka natao ho an’ny Fikambanana