Tout pour bien gérer, et faire fructifier votre argent.
Ireo rehetra hanatanterahana ny nofinofinao sy tetikasanao
Miaina am-pilaminana, BNI MADAGASIKARA no miantoka izay zava-dehibe aminao
Mandeha alavitra,mandoa vola,miaina tsy misy fefy
- Petra-bola voalohany ilaina : 160 000 MGA- na 0 MGA raha misy fandefasana karamà amin’ny kaonty
Ho fampiasana nomerika tanteraka, tsy misy sakantsakana. Tsy mila mivezivezy na mameno taratasy. Tsotra sy azo antoka.
Hitantanana ny kaontinao na dia tsy manana smartphone na internet aza