KRED

KRED

Tolotra natao ho anareo , Mpandraharaha, Mpiasa-tena ary Mpandraharaha madinika

Compte

Tolotra fototra ara-bola sy vahaolana ho an’ny tahiry

Ny zava-drehetra ilaina hitantanana sy hampitomboana ny volanao

PCM

Famatsiam-bola ho an'ny fandraharanao

Famatsiam-bola natao hampandrosoana ny fandraharanao 

Trade Finance picto

Fitaovana nomerika sy fifanakalozana iraisam-pirenena

Vahaolana nomerika hitantanana ny fidirana sy fivoahan’ny vola ary hanitarana ny fifanakalozana
 

Image CB 10022026
Crédit-Bail

Crédit-Bail

Ny safidy tsara indrindra hahazoana famatsiana ara-pitaovana sy fanohanana ny fampiroboroboana ny orinasanao.

Inona no atao hoe Crédit-bail?
  • Vahaolana amin’ny famatsiana fitaovana sy ny tolotra mifandraika aminy, tsotra ary mifanaraka amin’ny filànao.
  • Tohana voatokana ho an’ny orinasa rehetra, na lehibe na madinika.

Ireo tolotra Crédit-bail :
  • Crédit-bail classique,
  • Cession-bail, 
  • Crédit-bail adossé, 
  • Location avec option d’achat, 
  • Location longue durée.

Ny mampiavaka azy :
  • Famatsiana ara-pitaovana hatramin’ny 100 % TTC amin’ny vidiny.
  • Fanohanana feno (hofany ny fitaovana miaraka aminy tolotra mifandraika aminy).
  • Mivelatra amin’ny lafiny maro ny fikarakarana amin’ny famatsiana ara-pitaovana hatrany am-piandohana ka hatramin’ny farany ho an’ny fitaovana ho hafarana avy any ivelany.
     

 

Tombon-tsoa ho anao:
  • Mahazo tolotra feno sady tsotra nefa mifanaraka aminy filanao.
  • Manatsara ny fitantanam-bola (trésorerie) amin’ny orinasanao.
  • Tombontsoa ara-ketra

Mitadiava masoivoho na GAB