PCM

Famatsiam-bola

Famatsiam-bola ifanaraka amin’ny dingana tsirairay amin’ny fivoaran’ny orinasanao.

Compte

Banky ho an’ny andavanandro

Ireo rehetra ilaina ho fanohanana tsara ny asanao isan’andro.

Trade Finance picto

Varotra iraisam-pirenena

Arovy sy vatsio ny fandraharahana ara-barotra ataonao.

Placement Entreprise

Petra-bola

Ampitomboy ny tahirin'ny orinasanao.

Image de fonds Compte courant MGA, PME/S2/C2/P1
Ny Kaonty

Courant entreprise en MGA

Kaonty natao hanamora ny fitantanana ara-bola isan’andro ny orinasa.

Fanakambanana vola

Manakambana amin’ny toerana iray ny vola miditra sy mivoaka, tsy misy fanelingelenana.

Fitaovana nomerika

Fitaovana nomerika natao hampandroso ny orinasanao : BNI CASHNET,BNI PAY.

Fahitàna vahaolana

Vavahady manokatra ny fidirana amin’ny vahaolana rehetra atolotry ny BNI : famatsiam-bola, petra-bola ary tolotra araka izay ilainao.

Fanaraha-maso

Araho sy tantano amin’ny fotoana tena izy ny fidirana sy fivoahan’ny volanao.

Compte en devises
Ny Kaonty

Courant entreprise en devise

Tantano amiin'ny fomma tsotra ny vola vahiny raisinao.

Fanakambanana vola

Manakambana amin’ny toerana iray ny vola miditra sy mivoaka amin'ny vola vahiny, tsy misy fanelingelenana.

Fitaovana nomerika

Fitaovana mifanaraka amin’ny fitantanana vola vahiny sy ny fandoavana iraisam-pirenena: BNI CASHNET, BNI PAY...

Fahazahoana antoka

Fifanakaloana azo antoka kokoa,voafehy ary vitsy kokoa ny risika amin’ny fiovaovan’ny tahan’ny fifanakaloam-bola.
 

Fanoloran-tsaina

Mpanolo-tsaina manokana hiaraka aminareo amin’ny raharaham-barotra any ivelany.

Visa Harmonia Corporate
Fitaovana fandoavam-bola

Visa Harmonia Corporate

Ny karatra fandoavana ho an'ny fandraraharanao, n'aiza n'aiza misy anao. 

Inona izany?
  • Fandoavana sy fangalana vola 24 Ora/24 sy 7 andro/7 amin’ny tambajotra VISA,
  • Azo ividianana amin'ny aterineto,
  • Mifandray amin'ny kaontin'ny orinasa,misoratra amin'ny olona iray voatondro

Fetra-bola
Fetra azo alaina : 
  • 10 000 000 MGA/andro
  • 50 000 000  MGA/herinandro
Fetra fandoavana : 
  • 10 000 000 MGA/andro
  • 50 000 000  MGA/herinandro

Fiantohana tafiditra ao anatiny
  • Fahafatesana vokatry ny lozam-pifamoivoizana : 2 000 000 MGA
  • Fahaverezan’entana : 600 €
  • Fiantohana ara-pahasalamana : hatramin’ny 30 000 € (anisan’izany ny famerenana an-tanindrazana)
  • Fikarakarana nify maika : 300 €
Mastercard Platinium
Fitaovana fandoavam-bola

Mastercard Platinum Corporate

Fahafahana mandoa, na aiza na aiza manerana izao tontolo izao.

Inona izany?
  • Fandoavana sy fangalana vola amin’ny tambajotra VISA,
  • Azo ampiasaina amin'ny mpivarotra rehetra maneran-tany,
  • Mifandray amin'ny kaontin'ny orinasa,misoratra amin'ny olona iray voatondro.

 

Fetra-bola
Fetra azo alaina: 
  • 10 000 000 MGA/andro
  • 50 000 000  MGA/herinandro
Fetra fandoavana : 
  • 10 000 000 MGA/andro
  • 50 000 000  MGA/herinandro

Ny azo atao amin'ny karatra
  • Fijerena toe-bola
  • Fangalana vola sy fandoavana amin’ny tambajotra Mastercard eto an-toerana sy any ivelany
  • Fandoavana amin’ny Internet (3D Secure)
  • Fandefasam-bola avy amin’ny kaonty iray ho any amin’ny kaonty iray
  • Fanontana ny lisitra fohy amin'ny hetsiky ny kaonty 

Tombon-tsoa

Mbola misy tombon-tsoa bebe kokoa , eto an-toerana sy any ivelany 

Mitadiava masoivoho na GAB