PCM

Famatsiam-bola

Famatsiam-bola ifanaraka amin’ny dingana tsirairay amin’ny fivoaran’ny orinasanao.

Compte

Banky ho an’ny andavanandro

Ireo rehetra ilaina ho fanohanana tsara ny asanao isan’andro.

Trade Finance picto

Varotra iraisam-pirenena

Arovy sy vatsio ny fandraharahana ara-barotra ataonao.

Placement Entreprise

Petra-bola

Ampitomboy ny tahirin'ny orinasanao.

Bon de caisse
Tahiry

Bon de caisse

Ampitomboy ny vola miasa ao aminao.

Ny azo atao aminy
  • Tolotra petra-bola mihidy fohy ezaka,
  • Tsotra sy azo antoka,
  • Zanabola omena mialoha.

Vola ambany indrindra

2 000 000 MGA

Fe-potoana
  • Farafahakeliny : 1 volana
  • Farafahabetsany : 12 volana azo havaozina

Tombony
  • Zanabola aloa amin’ny fotoana hanaovana sonia
  • Na angonina sy aloa rehefa tonga ny fe-potoana

Ireo afaka mampiasa azy

Mety ho an'ny mpanjifa na tsia an'ny BNI MADAGASAR.

DAT/DPME(S2/C1/P2)
Tahiry

Dépôt à terme

Apetraho mandritra ny 12 volana ny volanao, ary fidio ny fotoana hakàna ny zanabola.

Petra-bola voalohany ilaina

2 000 000 MGA

Fe-potoana

Petra-bola mihidy mandritry ny 12 volana azo havaozina, mba hampitombo ny tombony ho anao.

Ny mampiavaka azy

Avaka mahazo vola mialoha ny mpanjifa.

Carte 4 INSTIT - EPARGNE ENTREPRISE
Tahiry

Epargne Entreprise

Tahiry malefaka natao ho an’ny Orinasa.

Ny momba azy

Tahiry mitombo tsikelikely miaraka amin’ny tahan’ny zanabola tena tsara.

Tahan'ny zana-bola

Tahan’ny zanabola miavaka havaozina isaky ny telovolana.

Sarany

Tsy misy saram-pitantanana kaonty.

Mitadiava masoivoho na GAB