PCM

Famatsiam-bola

Famatsiam-bola ifanaraka amin’ny dingana tsirairay amin’ny fivoaran’ny orinasanao.

Compte

Banky ho an’ny andavanandro

Ireo rehetra ilaina ho fanohanana tsara ny asanao isan’andro.

Trade Finance picto

Varotra iraisam-pirenena

Arovy sy vatsio ny fandraharahana ara-barotra ataonao.

Placement Entreprise

Petra-bola

Ampitomboy ny tahirin'ny orinasanao.

CREDOC
Varotra iraisam-pirenena

Crédit Documentaire

Mahazoa antoka amin'ny fividianana sy fivarotana ataonao any ivelany.

Antoka fandoavam-bola sy fandoavam-bola

Aloa ny vola rehefa marina avokoa ny antontan-taratasy rehetra

Antoka
  • Manome toky ny mpamatsy avy ivelany
  • Miaro ny mpanafatra sy ny mpanondrana

Tombony
  • Fomba fanao ekena amin'ny firenena maro, any ivelany sy eto an-toerana
  • Mampihena ny risika mety hitranga noho  na tsy fandoavana
     
Image de fonds S2C2P2 Pack Orinasa
Varotra iraisam-pirenena

Stand-By Letter of Credit (SBLC)

Manome toky ireo mpiara-miombon'antoka aminao any ivelany, tsy manakana ny vola miditra aminao.

Ireo azo atao aminy
  • Antoka an-tsoratra avy amin’ny banky fa handoa vola ho anao raha toa ka misy tsy fahafahano mandoa
  • Antoka ho an'ny mpisitraka raha tsy mahatanteraka ny fifanarahana ianao
     

Antoka

Tsy mila mandoa vola mialoha.
 

Tombony
  • Fomba fanao ekena amin'ny firenena maro
  • Mety amin’ny fifanarahana maro isan-karazany
Remise libre
Varotra iraisam-pirenena

Remise libre

Mandefa na mandray vola avy any ivelany, tsy mila antontan-taratasy be dia be .

Ireo azo atao aminy
  • Fomba fiasa nohamaivanina,
  • Saran-draharaha mora kokoa 

Tombony
  • Fahafahana mifehy tsara ny fandraharahana andavanandro,
  • Ho an’ny fiarahamiasa azo antoka amin’ny raharaham-barotra any ivelany 

Antoka
  • Antontan-taratasy maivana kokoa
  • Fikarakarana aingana kokoa 
Remise documentaire
Varotra iraisam-pirenena

Remise documentaire

 Vahaolana malefaka amin’ny fandraisana fandoavam-bola any ivelany.

Ireo azo atao aminy
  • Alefa amin'ny "canal bancaire" ny antontan-taratasy ara-barotra
  • Fandoavana atao araka ny fifanarahana ara-barotra sy ny lalàna manan-kery 

Tombony
  •  Natao ifampiraharahana amin’ny mpiara-miombon’antoka atokisana any ivelany
  • Ho an'ny fifanakalozana miverimberina

Antoka
  • Dingana tsotra sy haingana
  • Vidiny mora kokoa
  • Mitahiry porofo ara-dalàna amin’ny fifanakalozana

     
PCE
Varotra iraisam-pirenena

Protection Change CREDOC Import (PCCI)

Raiketo mialoha ny  sandan’ny vola vahiny amin'ny fanafarana ataonao.

Ny momba momba azy
  • Raiketina mialoha ny sandan’ny vola vahiny rehefa mandoa vola amin'ny CREDOC
  • Fiantohana manankery hatramin’ny 360 andro

Rehefa inona no ampiasaina?
  • Mba hiarovana amin’ny fiovaovan’ny tsenan’ny vola vahiny
  • Mba handaminana ny teti-bolanao am-pilaminana tanteraka

Tombony
  • Mba hiarovana amin’ny fiovaovan’ny tsenan’ny vola vahiny
  • Mba handaminana ny teti-bolanao am-pilaminana tanteraka
PCE
Varotra iraisam-pirenena

Protection Change Export (PCE)

Raiketo mialoha ny sandan’ny vola vahiny amin’ny fanondranana ataonao.

Ny momba momba azy
  • Raiketina mialoha ny sandan’ny vola vahiny rehefa mandoa vola amin'ny CREDOC
  • Fiantohana manankery hatramin’ny 360 andro

Rehefa inona no ampiasaina?
  • Mba hiarovana amin’ny fiovaovan’ny tsenan’ny vola vahiny
  • Mba handaminana ny teti-bolanao am-pilaminana tanteraka

Tombony
  • Mba hiarovana amin’ny fiovaovan’ny tsenan’ny vola vahiny
  • Mba handaminana ny teti-bolanao am-pilaminana tanteraka
Mobilisation des créances
Varotra iraisam-pirenena

Mobilisation des Créances Nées à l’étranger (MCNE)

Raiso mialoha ny ampahany amin’ny vola miditra amin’ny fanondranana, tsy mila miandry ny fandoavana.

Ny momba momba azy
  • Fandrosoam-bola amin’ny alalan'ny  antontan-taratasy fandefasana entana (faktiora, taratasy fitaterana, sns.)
  • Averina rehefa tonga ilay fandoavana  vola vahiny

Rehefa inona no ampiasaina?

 Raha mila vola miditra maika ka tsy mahandry ny fandoavana.

Tombony
  •  Fisitrahana avy hatrany amin’ny vidin'ny fanondranana
  • Manampy amin’ny fitantanana ny vola raha mbola tsy voaloa ilay faktiora
     

Mitadiava masoivoho na GAB